1 Ary Raa niala tio ankianjaniny tempoly, Jesosy, ireka aminjaro mpianary nizaka Taminy Hoe: "Mpampinatro, antegno ireo ireto asaran'ny vato sy ny asaran'ny rafitra!" 2 Jesosy namale aze oe:" Hitanao ireto rafitra lebe ireto? Sy avela ise vato ifanindre aketo ka sy oravena. " 3 Ary raa nitoetra tio an-tampon-tavirana Oliva manandrife ny Tempole Ize, Petera, Jacoba, Jona sy Andre agnadina Aze moramora oe: 4 "zakeo amane, Raoviena no oave izane?" 5 Ary Jesosy nanomboka nizaka Taman-jarô oe: "Miambena, sy isy olona amadika anarô. 6 Fa laligna no oave amin'ny Agnarako sy izaka oe: "Izaho no ize", ary Ialigna no vofitagne." 7 Reefa maregne ade sy resakabe makasika ny ade anaro, de aza vaka, simense oave izane raa izane, nefa simbola tonga ny farane. 8 Ise firenene hisangana amele firenena, ary fanjakana hisangana hamely fanjakana. Ary ise oroorontane aman'ny toerano maro, sady ise silona. Izane no fagnandongnavan'ny fizaliena 9 Miambena anaro. Fa aterina amin'ny synedriona, de horaboina ao amin'ny Synagoga anaro. Hisangana magnatrika ireo mpanapaka se ireo mpanajaka noho ny Amiko anaro, o vavolombelona aminjare. 10 Fa ny Filaza ntsara de simense ambara aloa any amin'ny firenen manintolo. 11 Koa raa anambotra sy agnatitra anaro ize ireo, de aza magnae ny de aza magnae ny amin'zay tokone ozakenaro. Fa ho amin'ny lera igne izay tokone ozakenaro de hotonga amanaro; sy anaro akore no izaka fa ny Fognay Masina. 12 Ny ralae agnatitra ny ralae ho vonina, ny iaba agnatitra ny zanagne. Ny zanaka hisangana amale ny iabane se renine ka afate aze. 13 Oalan'ny olona manontolo anaro noon'ny Agnarako. Fa izae mavandre hatraman'ny farane, ize no vonjena. 14 Fa raita naro ny farasien'ny fandravana misangana eo aman'ny toerana sy tokone ise ananje (oka ievitra izae mamake) ary oka izay ave agne Jodia manontolo ilefa eny antavirana. 15 Izay aoambonitragno oka sy andronogna antragno na angalaka ny zavatra ene avelagne. 16 Ary izegne akagne agnala oka sy ierigna angalaka ny lambane. 17 Lozanarô viave bevoka sy mampinono aman'izane andro izane! 18 Mivavaa anaro mba sy ho aman'ny andro rirignina no iavian' izane. 19 Amin'izane andro izane de isy fizalienabe, ize simbola nise hatrany aman'ny volognane hatramin'ny namoronanan' Andriamanitra nitra izo tontolo izô, ka mandrakizo ankeitrine izô sia ary omandrakizô ary sy isy insone izane. 20 Ary raa sinafoizin'ny tompo izane andro izane, de sinise ise nofo ovonzena koza fa noony fiavanane aminolom-bofide izegne nofidine, de nafoizine ny isan 23 Ary raa mise olona izaka amanaro oe: "Antegno, aty Ilaykristy! "na ko oe , antegno ary ize: aza. matoke izane. 22 Fa ise Kristy sandoka se mpaminagne sandoka ivoka ary aganatoro famantarana se fagagana amadiane na de ny olombofide aza, raa az ato. 21 Membena! Efa vozakako tamanaro meloa irene raha manontolo irene. 27 Kanefa raa afaka izane fizaliana izane, aman izane andro manontolo izane, ny masoandro oamizignina, ny volana sy agnome fazavana, 25 Ireo zanan-kintana iraraka ave akegne amin'ny lagnitra. Ary ny ere manontolo izae ao andagnitra ovekoveina. 26 Ka oitanizaro ny zanak'olona ave akio aman'ny ragna aman'ny ere lebe se ny vogninaitra. 24 Ary agnasa ny anjelene Ize ka agnontroka ireo olombofi dine ave agne aman' ny lafintne efatra ave agne aman'ny faran'ny tane ka akagne aman'ny farani zny lagnitra. 28 Fagnoarana ave aman'ny avaiave, ravo manaragna nytagnanta gnane se magnato ravine, de fan-tanaro fa efa marivo ny Loatona. 29 Ary ko ravaitanaro fa tonga izane raa manontolo izane de fantanaro fo efa marivo Ize. Sy lavitra eo ambarangaragna. 30 Zakeko amanarô marina tokoatra ity taranaka ity sy ho ifaragna mandrapatongan'izane manontolo izane. 31 Ny lagnitra se ny tane o potika fa ny zakako koza simba ho potika. 32 Fa ny aman'izane andro aizane na izane lera izane de sy mise mafantara nany anjele agne andagnitra nade ny Zanaka aza afasin'ny ay iane. 34 Mitandrema! miambena se mivavaa satria sy fantanarô ny lera. 33 Izane de ôtran'ny lilae reka andiaa lavitra iala ny tragnone ize ka ireo mpanompone no natône ikarakara ny tragnone, sambe namena anjara daolo ny sirekireka. Ary nibeko ny mpiambina varangaragna ize iambina sara. 35 Ka membena fa sy fantanarô oe rovina no oave ny tompontragno, mete oalina na osasakalina na magnino akoo, na o marndena. 36 Fa sô ave tampoka izeka maita aanarô mandrre. 37 Ary izay zakeko amanarô de zakeko amanolona manontolo ka mambena!"