1 De nizaka tamin'iny alalana fagnohara i Jesosy:" Nise lilae nangnano taninà voaloboka, nagnatô fefe magnodidigna,nagnano lavaka sy nagnano famiazana sy tilikambo ary nampamondroana tamana mpamboly voaloboka izany de dila ize ninga amanà tany hafa. 2 Reefa tonga ny fotoana fambilezana,fagnotroana vokatra, denagnasa mpiasa ize ôkagny aman'ny mpambole angalaka ny fondrony oanjarane aman'ny vokatran'ny voaloboka. 3 Nosaborin-jarô ity mpiasa, de nolamaine ary noroaine si hitondra na ino na ino. 4 Nosamborin-jarô ity mpiasa,de nolamahine ary noroaine siitondra na ino na ino. 5 De nagnasa mpiasa afandreka lae tompone,de nolamaine tiô aman'ny loane are nalana baraka. Nivonine koa ny nasena fatelo ary nivonine abe ny mpiasa nasena takagne. 6 Nanagna zanaka lilae zegne tegna tiany ilay tompontane ary neritreritra ize fa sisainjarô ny amone anjanagne de nasene ninga takagne ize. 7 Nefa,notove evitra zarô mpamondro ny tane ka nagnano oe:"Ity ny mpandova.Andô ovonisena ize de azonsena ny lova. 8 Are de nosamborine ny mpandova de nivonine ary nasipe tagne avelagny tanimboaloboka. 9 Ino arika no aninilae tompon'ny tanimboloboka?Ho oavize ka andringana ny mpiasa ary amenen'olonafa ny tane. 10 Sino vakinarô moa ny soratra masina? Ny vato sitian'ny mpanagno tragnono nandrare fihizoro. 11 Ny sitrapon'Andriamanitra no natonga anizane. ary de mamagnana amasosena. Naragna ny isamborana Anaze izarô fa nataotra ny vaoaka tiô. 12 Fntanjarô fa izarô no nagnanovan'i Jesosy izane fagnoarana izane. De ninga nandia zarô. 13 De nagnasa fariseo sy Herodianina any Aminy mba hamandriana Anaze amin'ny zakany zarô. 14 Oy zarô tam'Anaze: "Mpampianta , fantane fa simiteny evitran'olona toka Anô, simiangatra are mampianatra marina ny etognan'Andramanitra; Fa izô azo azo anina sa sia ny ny mandoa karatra aman'i Kaisara? Tokone andoa veze sa sia? 15 Fantan'i Jesosy fa amin'ny fesarambelasie no nizakanjarô anizane ary ivaliane oe: "Magnio anaro no mizafagnae anaa? Itondre vola ko aty Amana antegniko zane." 16 De nitndrane vola reka Jesosy ary de nagnadina zarô: "Zove no asenon'ity sary sy soratra ity?" "Kaisara" 17 oy Ize namale: "Amô an'i Kaisara izegny an'i Kaisara, ary amô an'i Andriamanitra izegny an'Andriamaitra." De magnana tiô anatreanizany zarô. 19 Tonga tio aman'i Jesosy ny sadoseo zegne simino ny fisanganan'ny vatana aman'ny maty ary nagnano ity fagnontaniana ity: 18 "Mpampiaatra ô nanoratra izo amane Mosesy: "Raa mate ny rekalae ary namela vade ize simba nanagnanaka. 20 De mate indreka ny faharoe. De karan'izany koa ny fahatelo. 21 Sise taminjareo fito ireo nagnombelo taranaka. 22 De mate ndreka raviave. 23 Aman'ny fisnganana tena aman'ny mate. Zove amanjarô tambokoreka no ovadinigne viavy igne? Satria nanambady ananjy daolo ize fito tambokoreka. 24 Ary oy jesosy: "Diso evitra anarô satria sienarô na ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra. 25 Satria aman'ny fisanganana aman'ny mate simise manambade koa na ny lilae na ny viave fa tonga kara anjele ary anda agnitra ize. 26 Ny aman'ny fisanganan'ny tegnan'ny mate, sinivakinarô va ny bokin''i Mosesy zegninozaken'Andriamanitra anaze mikasika ilae vondron'ala bitika. Izao no Andremanitran'i Abrahama sy Andremanitran' Isaka sy Andremanitran'i Jakoba? 27 Andremanitra de Andremanitra ny velona fa sy Andremanitra ny mate. Tegna ao agnatinarô ny fadisoavnkevitra be anaro." 28 Ny reka tamanjarô de mpitondra fanjakana izae nareny fa vovalin'i Jesosy sara abe ny fagnontanian'ny sadoseo de nagnatogn'Aze ary nagnanadina: "Ino ny vôlagnane aman'ny dede arô?" 29 Jesosy namale oe ity ny vôlagnane: "Mitonoa ry siraele ny tompo Andramanitransena. 30 Ize reka my no Tompo. Ary mentiava ny tomponpo sy Andremantranô aman'ny fonô manontolo, aman'ny erinô manontolo. 31 Ity ny faaroe: Itiava ny namanô kara ny tegnanô; Sise dide agnona mioatra no ireo. 32 Oy lae mitondra fanjakana: "Bara izane mpampianatra fa Andremanitra de reka simise afa-si Ize. 33 Are mentia anaze aman'ny fo manontolo, aman'ny segnao manontolo aman'ny fognanô manontolo sy ny erinô manontolo de sara lavitra miotra ny fagnatotra oroana sy ny sorona. 34 Reefa itan'i Jesosy fa voavaline sara taminpakantsavana ny fgnontaniana de nizaka taman'Ize oe: "Silavitra ny fanjakan'Andriamanitra anô." Ary olona masae mametratra fagnontaniana taminy insone. 35 Mbola nitoe nampianatra tako aman'ny tempoly Jesosy ary oy Ize: "Nagnino moa izakan'ny mpitondra fanjakana fa Kristy de zanak'i Davida? 36 Davida tegnane aza nizaka taan'ny Fagnae Masina oe: "Ny Tompo nilaza taman'ny tompoko: "Mibodia eo ankavanako anô mandrapagnanovakony faavalonô ofitoerantongonô. 37 Davida aza nagnanso Anaze oe "Tompoko" ka naôna no maazanangne an'Aze? Ary fifaliana oan'ny vaôka ny iteno Anaze. 38 Aman'ny fampenarane Ize de nizaka oe: "Mitondrema ry lava ary mandigne arabena akegne amaniregne toerana akiô ankianja fibodian'olona irene, 39 izay miarana sese volgnane amananny synagoga, sy toerana aloa ery aman'ny fete. 40 Mandany andro akagne aman'ny viave mate vade mode magnano vavaka lava le mba oitan'olon, fa mafiafe kokoa ny fitsarana azirene. 41 Nibodika mandrife ny vatandrakitra Jesosy nagnintga oe aônano fandrosaan'ny olona vola ao agat vata. Besaka aman'ny mpanankarena no nandasaka vola debe. 42 Tonga ko laiviave mpangnanotegna reka nandasaka voa kele roe, marikarae variroventy ave. 43 De nangian'i Jesosy ny mpianane azry oy Ize: "Lazeko amanarô marina tokôtra fa ity viavy maantra mativade ity no nagnome be de be taman'olona iegne nandoa vola tô aman'ny vatandarakitra. 44 Satria ny akamaroane de nagnoe zegne vola mioatra zegni nilene tamaze. Fa ny an'ity viavy ity koza, de izegne iveloman sy ivanganane zege no nalasane.