1 Vao nandrena de nivore ny mpisoronabe, ny mpitondra fanjakana sy ny Ray Amandreny ary ny Sadoseo nofatorane i Jesosy ary nandone de namena an'i Pelato. 2 Nagnontane Anaze i Pilato: "Anove no manjakan'ny Jiosy?", "Zakeno", oy Jesosy. 3 Zaro loan'ny mpisorona de nanagna antony maromaro entiny anameloana ananje. 4 Nagnontane ananje indreka PilatoFa: " magnino ano no simizaka, siitano angaa ireto raa empanganjaro ano togna" 5 ary sinamale se Jesosy magnana taman'i Pilato. 6 Isakin'ny fete de mandefa gadra ireka ize angatain'ny maro. 7 Nise gadra reka angiana oe Barinabasy niaraka tamin'ny namane izay namono olona tandrify ny fidongine: 8 Niakatra ny olona maro ka nangataka tamin'i Pilato araka ny fatône taminizegne fifanarane. 9 Pilato namle anjarô: "Tianarô ve raha ny Mpanjaka'ny jiosy no alefako ho anarô." 10 Satria fantane fa fialonana no iampangane ny mpisorona anaze. 11 Fa nitôna nanentana ny maro ny mpisorona mba o Barabasy o alefani Pilato. 12 De nandre fizaka i Pilato ary nagnontne :" Inona ary no tianarô ato amin'nympnajakan'ny Jiosy. 13 De nangekeka zarô oe: "onboe ami'ny azo fizaliana ize." 14 De nagnontane i Pilato "fa inona o rasi natône", fa nangelaka mafe ndreka izarô oe: "onboy ize." 15 De nalefan'ny Pilato i Barabasy satria te ampifallana olona ize, de nasena aminy noraboina Jesosy ave tiô namene mba fansiana eo aman'ny azofizaliana. 16 Nandône miaramila ao aman'ny tokotanin'ny mise fefe i Jesosy ary nangianjarô daolo ny miaramila namane laligna be. 17 Natône ny lamba volomparase Ize de nandrandrana feiloa silo ka natefane tiô andoane. 18 De niaraabanjarô Ize ka nizaka oe: "Araaba ry mpanjakan'ny Jiosy!" 19 Ary nokapoine tamina kakazo ny loane sade nandorane Ize? De nandoalieka sy niotra tiô anatreane. 20 Raae nagneso ananje toizane zarô de nalana indreka ny akanjone voloparase ary atône akanjo indreka ary nandônjarô Ize mba agnatognana ananje aman'ny azofizaliana. 21 Noterenjarô Simona Kireniana rain'i Aleksandra sy Rofosy; ave aman"ny antsaa mba itakogna ny azofizalian'i Jesosy. 22 Ary nandône tagne aman'ny toerana atô oe Gologota i Jesosy (izae mievitra oe ikarandoa). 23 De namene divae nafangaro miora nioanine fa sinete niinana izane Ize. 24 De naatogna tiô aman'ny azofizaliana ary nifampizarazaranjarô ny lambane ka taman'ny ansapaka nizarane izane oazon'ny irekereka. 25 Taman'ny andro fatelo Ize naatogna. 26 Ny Soratra Masina mizaka fanameloana ananje de angintigna anjarô ny tegne oe: "mpanjakan'ny Jiosy." 27 Jiolae roe no niaraka naatogna tamine reka tiô ankavanana ary ny reka tiô ankaviane. 28 De tanteraka ny zakan'ny Soratra Masina magnano oe: "Natao isan'ny meloka Ize." 29 Izegne nadnalo tiô de nizaka rase ananje ary niodinkodin-doa nagnano oe: "Anô ilae mae manrava ny tempole are afaka magnano izane ndreka ao agnatin'ny telo andro, 30 afao ny tegnanô ary mandrogna akiô aman'io azofizaliana io." 32 Ny loan'ny mpisorogna koa niaraka aman'ny mpitondra fanjakana de nagnarabe oe: "Nagnafaka ny afa Ize nefa si maafaka ny vatane. 31 Aoka lae Krist, mpanjakan'ny Israely androrogna eo aman'ny azofizaliana mba itonoane izegne itane." Ireo no naatogna niaraka taminy koa de nagnarabe ananje karan'izegne. 35 Taman'ny andro faaenina de menka mizina ny andro reeta ary naaritra taman'ny ora faasive izegne. 33 Ary taan'izegne ora faasive izegne de nangekeka taman'ny feo maery i Jesosy: "Eloi, Eloi, lama sabachtani?" Zegne midika oe: "Andriamanitra, Andriamanitra ô, Naoana no nilôzanô ao?" 34 Ny sasane zegne tiô ka naregne izegne nozakegne de nizaka oe antegno fa magnanso an'i Elia Ize." 36 De niazakazaka ny reka taminjarô vineagitra taman'ny sipônje ary natône taman'ny volotara, de namene sade nizaka oe: "Avelao oe ragnafaka ananje ka ampandrorogna ananje iô i Elia." 37 Fa Jesosy nangekeka mafe de afaka ny egne. 38 Vake nizararoe ratapakagne ambone ka atragne ambange ratakagne tiô an-tempole 41 Ilae kapitene tiô nagnatrika izegne de naita ny nahafate ananje de nizaka oe: "Tegna Zanak'Andriaamanitra marina io lilae io." 40 De nise viave koa nagnintingna tiô tegne lavitra tegne. Anisan'izegne i Mary madalena, Mary (maman'i Jakoba iazy zandre ary Josesy), ary Salome. 39 Zegne nagnaraka sy nanompo ananje taminze takegne Galilia. Ary viave laligna be afa niakatra tamany takagne Jerosalema. 42 Ka raha tonga ny alina, satria andro fiomanana aman'ny sabata io, 43 de tonga Josefa ave tagne Arimatia, mpanolosaina nanankaza sade ize koa de nadigne ny anjakan'Andriamanitra nanam-pasahiana ize ninga aman'ny Pilato angao vatagn'i Jesosy. 44 Magnana i Pilato satria nalade lôtra de mate ize; ary nagnaso ilae kapiteny ary nagnatone ananje ra efa mate Jesosy. 47 Raha nahazo antoka taan'ilae kapiteny ize de namene an'i Josefa ny vatagna mangasiaka. 46 Ary Josefa efa nivide lambamena. De nampandrongane tiô aman'ny azofizaliana Ize, de nofonosine lamba ariry ka nalevine tao aman'ny fasana izae nitombaana tao aman'ny vato be. De navadika ndreka ny vato tiô aman'ny fidiran'ny fasana. 45 De nagnitigna izae toerana nambolana ananje i Maria Mafalena sy Maria maman'i Jesosy.