Toko faha 3 33

8 Mahakasiky an'i Levy koa, la hoy Mosesy he: Gny Tomimanao vo gny Orimanao la any gny olonao tsy mivaliky, la ze nizahanao toetra tao Masa, ze nifamalianao tao amy gny ranon'i Meriba.