Toko faha 3 16

11 Hiravo agnatrehan'i Yaveh Zagnaharinareo eo hanareo-hanareo, gny anaky lahinareo, gny anaky apelanareo, gny panopo lahinareo, gny panopo vavinareo, gny Levita ze ao amy gny vavahadiny gny tananareo, vo pivahiny reo, kamboty baba reo, sady gny tovo agnaminareo eo, eo amy gny toera ze ho jobognin'i Yaveh Zagnaharinareo ho fitobohany masy. 12 Ho tiahivinareo fa ondevo tagny Egypta hanareo; tandrovo sady hampiaro lalana reo.